Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 37:20 - Baiboly Katolika

20 Andeha hovonointsika izy, ka hatsipintsika ao anatin’ny iray amin’ireto lavaka fantsakana ireto, sy holazaintsika hoe: nohanin’ny biby masiaka, ary ho hitantsika amin’izany izay hiafaran’ny nofiny.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 koa ankehitriny, andeha hovonointsika izy ary hatsipintsika ao anatin’ny lava-drano, dia holazaintsika hoe: Lanin’ny biby masiaka izy. Ho hitantsika amin’izany ny hiafaran’ny nofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 Andeha hovonointsika ho faty izy, dia hatsipintsika ao anatin’ny anankiray amin’ireto lavaka fantsakana ireto, ka holazaintsika hoe lanin’ny biby masiaka. Amin’izay dia ho hitantsika raha ho tanteraka ny nofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Andeha hovonointsika ho faty izy, dia hatsipintsika ao anatin’ny anankiray amin’ireto lavaka fantsakana ireto, ka holazaintsika hoe lanin’ny biby masiaka. Amin’izay dia ho hitantsika raha ho tanteraka ny nofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Koa ankehitriny, andeha hovonointsika izy ka hatsipintsika ao anatin’ny anankiray amin’ireto lavaka ireto; ary dia aoka holazaintsika hoe: Efa lànin’ny biby masiaka izy; dia ho hitantsika amin’izany na hanao ahoana ny nofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Koa ankehitriny, andeha hovonointsika izy ka hatsipintsika ao anatin'ny anankiray amin'ireto lavaka ireto; ary dia aoka holazaintsika hoe: Efa lanin'ny biby masiaka izy; dia ho hitantsika amin'izany na hanao ahoana ny nofiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 koa ankehitriny, andeha hovonointsika izy ary hatsipintsika ao anatin’ny lava-drano, dia holazaintsika hoe: Lanin’ny biby masiaka izy. Ho hitantsika amin’izany ny hiafaran’ny nofiny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 37:20
25 Rohy Ifampitohizana  

Nifampiteny toy izao izy ireo: «Indry erỳ ilay mpanonofy; izy tokoa iny avy iny.


Ka hoy i Jodà tamin’ireo rahalahiny: «Inona no soa azontsika raha mamono ny rahalahintsika sy manafina ny rany isika?


Dia nampanateriny tany amin-drainy ny akanjo lava, nasainy nolazaina taminy hoe: «Ity no hitanay, ka jereo na ny akanjon’ny zanakao ity na tsia.»


Fantatr’i Jakôba fa izy io, ka hoy izy: «Ny akanjon-janako tokoa. Lanin’ny biby masiaka izy! Voaviravira tokoa i Josefa.»


Hoy i Josefa tamin’ny rahalahiny: «Izaho no Josefa. Mbola velona ihany va ikaky?» Fa tsy nahateny tsy nahavolana ireto rahalahiny, fa very saina loatra teo anatrehany.


Rehefa lasa ilay olon’Andriamanitra dia nifanehatra tamin’ity liona anankiray, izay namono nahafaty azy. Raha mbola niampatra teo an-dalana teo ny fatiny, dia nijanona teo anilany ilay ampondra, ary nipetraka teo akaikin’ny faty koa ilay liona.


dia niherika nijery an’ireo izy, ka nanozona azy tamin’ny Anaran’i Iaveh. Ary nisy orsa roa nivoaka avy tao anaty ala, ka namiravira ny 42 tamin’ireo ankizy ireo.


handefasany azy an-katakonana hitifitra ny tsy manan-tsiny; alefany hamelezany azy tampoka, tsy manan-tahotra akory.


Anaka, raha misy mpanota mitady hanambosy anao, aza mety mankasitraka ianao.


fa mihazakazaka ho amin’ny ratsy ny tongony; ary midodododo handatsa-dra izy ireo.


Fandainga ny molotr’izay manafina ny fankahalana, ary adala izay mitati-bolana.


Masiaka ny havinirana, miafonafona ny hatezerana, fa zovy no hahatoetra raha asian’ny fialonana?


Izay manafina ny fahotany tsy mba hambinina; fa izay mitsotra sy mahafoy izany dia hahazo famindram-po.


ny maso miavonavona, ny lela mandainga, ny tanana mandatsa-dra tsy manan-tsiny,


Ianareo manao hoe: «Efa nanao fanekena tamin’ny fahafatesana izahay; efa nanao fifanarahana tamin’ny Seoly izahay, ka dia handalo ho lasa ny loza manafotra fa tsy hahatratra anay, fa efa nanao ny lainga ho fialofana izahay, ary ny fitaka ho fierena.»


Raha tsy mino Ahy ianareo amin’ny filazàko ny zavatra etỳ an-tany, hataonareo ahoana no fino ny filazàko ny any an-danitra?


Fa isika koa fahiny mba efa adala, tsy nanaiky, naniasia, andevon’ny faniriana amam-pilàn-dratsin’ny nofo rehetra, mpisompatra sy mpialona ka sady tandrifiny hankahalaina no nifankahala koa.


Raha misy olona mifanena amin’ny fahavalony, moa avelany hanohy ny diany soa aman-tsara izy va? Hovalian’i Iaveh soa anie ianao, noho izay nataonao tamiko androany izay.


Dia nitsangana i Saola, ka nidina nankany an’efitr’i Zifa, mbamin’ny telo arivo lahy, voafantina tamin’i Israely, hitady an’i Davida, any an’efitr’i Zifa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra