Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 35:21 - Baiboly Katolika

21 Niainga indray i Israely, dia niorin-day tao ambadik’i Magdala-Edera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Dia lasa nifindra Israely ka nanorina ny tranolainy tany ankoatra an’i Migdala-Edera.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 Dia niala teo i Jakôba ka nanorin-day tao ambadik’i Migdala-Hedera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Dia niala teo i Jakôba ka nanorin-day tao ambadik’i Migdala-Hedera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr’i Migdaledera.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Dia lasa nifindra Isiraely ka nanorina ny lainy tao ankoatr'i Migdaledera.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 35:21
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary ianao, ry tilikambon’ny andiam-biby fiompy, tendrombohitry ny zanaka vavin’i Siôna, ho tonga hatreo aminao, dia hiverina aminao ny fanapahana taloha, dia ny fanjakana izay ananan’ny zanaka vavin’i Jerosalema.


Ary tamin’izany tany izany nisy mpiandry ondry nitoetra tany an-tsaha niambina ny ondriny nandritra ny alina.


Ny tanàna izay ao amin’ny fara sisin’ny fokon-taranak’i Jodà, manolotra ny faritanin’i Edôma, ny tao amin’i Negeba, dia i Kabseela, i Edera, i Jagora,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra