Genesisy 31:48 - Baiboly Katolika48 Ary hoy i Labàna: «Ity fanataovana ity no vavolombelona amiko sy aminao anio.» Izany no nanaovana ny anarany hoe Galaada, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201148 Ary hoy i Labana: Ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika anio. Izany no nanaovany ny anarany hoe Galeda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA48 Ary izao no nambaran’i Labàna: –Ity antontam-bato ity dia vavolombelona eo amiko sy aminao androany. Izany no niantsoana azy ho Galeheda, izany hoe antontam-bato vavolombelona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Ary izao no nambaran’i Labàna: –Ity antontam-bato ity dia vavolombelona eo amiko sy aminao androany. Izany no niantsoana azy ho Galeheda, izany hoe antontam-bato vavolombelona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy48 Ary hoy Labana: Ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika anio. Izany no nanaovany ny anarany hoe Galeda. Jereo ny tokoMalagasy Bible48 Ary hoy Labana: Ity antontam-bato ity no vavolombelona amintsika anio. Izany no nanaovany ny anarany hoe Galeda. Jereo ny toko |