Genesisy 31:47 - Baiboly Katolika47 Iegara-Sahadotà no nataon’i Labàna anaran’ny fanataovana; fa Galaada kosa no nataon’i Jakôba anarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201147 Ary ny anaran’ny antontam-bato dia nataon’i Labana hoe Jegara-Sahadota, fa i Jakoba kosa dia niantso azy hoe Galeda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA47 Nantsoin’i Labàna hoe Jegara-Sahadotà io toerana io, fa i Jakôba kosa nanao azy hoe Galeheda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara47 Nantsoin’i Labàna hoe Jegara-Sahadotà io toerana io, fa i Jakôba kosa nanao azy hoe Galeheda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy47 Ary ny anaran’ny antontam-bato dia nataon’i Labana hoe Jegara-sahadota; fa Jakoba kosa nanao azy hoe Galeda. Jereo ny tokoMalagasy Bible47 Ary ny anaran'ny antontam-bato dia nataon'i Labana hoe Jegara-sahadota; fa Jakoba kosa nanao azy hoe Galeda. Jereo ny toko |