Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 31:15 - Baiboly Katolika

15 Tsy efa nataony toy ny vahiny va izahay, fa efa namidiny, ary haniny ny volanay?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Tsy nataony toy ny vahiny va izahay? Fa namidiny izahay sady nohaniny hatrany ny volanay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Moa tsy efa noheveriny ho toy ny vahiny ve izahay ka namidiny? Ary tsy efa nohaniny koa ve ny volanay?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Moa tsy efa noheveriny ho toy ny vahiny ve izahay ka namidiny? Ary tsy efa nohaniny koa ve ny volanay?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Tsy nataony toy ny vahiny va izahay? fa efa namidiny izahay sady nohaniny làlandava ny volanay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Tsy natao­ny toy ny vahiny va izahay? Fa efa namidiny izahay sady nohaniny lalandava ny volanay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Tsy nataony toy ny vahiny va izahay? Fa namidiny izahay sady nohaniny hatrany ny volanay rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 31:15
9 Rohy Ifampitohizana  

Nony hariva ny andro, dia i Lià, zanany vavy, no nalainy, nentiny tao amin’i Jakôba, ka niraisan’i Jakôba.


Omeo ahy ireo vadiko nanompoako anao, mbamin’ireo zanako dia handeha aho; fa fantatrao izay fanompoako nataoko taminao izay.»


Dia namaly i Rasela sy i Lià, ka nanao hoe: «Inona intsony moa no anjara sy lova ho anay ao an-tranon-drainay?


Tsy izany ihany koa, fa ny harena rehetra nalain’Andriamanitra tamin-drainay, dia azonay, izahay sy ny zanakay. Koa ankehitriny ataovy izay nandidian’Andriamanitra anao.»


Roapolo taona izao no nitoerako tao an-tranonao: ny efatra ambin’ny folo taona, nanompoako anao, hahazoako azy mirahavavy zanakao; ny enin-taona kosa, hahazoako tamin’ny biby fiompinao; ary ny karamako efa navadikao impolo.


dia nilaza taminy hoe: «Izahay nanavotra ny Jody rahalahintsika namidy tamin’ny firenena araka ny anananay, ka ianareo kosa ve, hivarotra ny rahalahinareo, sady hivarotra azy aminay!» Gina tsy nahita havaly izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra