Genesisy 31:14 - Baiboly Katolika14 Dia namaly i Rasela sy i Lià, ka nanao hoe: «Inona intsony moa no anjara sy lova ho anay ao an-tranon-drainay? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia namaly azy Rahely sy i Lea hoe: Mbola misy anjara lova ho anay va ao an-tranon’ny rainay? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Dia namaly an’i Jakôba i Leà sy i Rahely ka nanao hoe: –Inona intsony moa no anjaranay sy lovanay ato an-tranon’i dada? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Dia namaly an’i Jakôba i Leà sy i Rahely ka nanao hoe: –Inona intsony moa no anjaranay sy lovanay ato an-tranon’i dada? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia namaly Rahely sy Lea ka nanao taminy hoe: Mbola misy anjara sy lova ho anay va ao an-tranon’ny rainay? Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia namaly Rahely sy Lea ka nanao taminy hoe: Mbola misy anjara sy lova ho anay va ao an-tranon'ny rainay? Jereo ny toko |
Dia hoy ny vahoaka rehetra teo am-bavahady mbamin’ny loholona: «Vavolombelona izahay. Enga anie ka hataon’i Iaveh tahaka an-dRasela sy i Lià ny vehivavy izay miditra ao an-tranonao, dia tahaka azy roa vavy izay nanangana ny tranon’i Israely. Ary ianao kosa, matanjaha any Efrata ary aoka ianao hampanan-daza ny anaranao any Betlehema.