Genesisy 27:35 - Baiboly Katolika35 Fa hoy i Isaaka: «Tonga ny rahalahinao nanao an-kafetsena ka lasany ny tso-dranonao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Hoy rainy: Tonga teo ny rahalahinao nisandoka ka nahalasa ny tsodranonao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 Fa namaly i Itsehàka hoe: –Tonga teto ny rahalahinao namitaka ahy, ka lasany ny tsodrano tokony ho anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Fa namaly i Itsehàka hoe: –Tonga teto ny rahalahinao namitaka ahy, ka lasany ny tsodrano tokony ho anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Ary hoy rainy: Tonga ny rahalahinao nanandoka ka nahalasa ny tso-dranonao. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Ary hoy rainy: Tonga ny rahalahinao nanandoka ka nahalasa ny tso-dranonao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache35 Hoy rainy: Tonga teo ny rahalahinao nisandoka ka nahalasa ny tsodranonao. Jereo ny toko |
Koa ankehitriny vorio hankatỳ amiko avokoa ny mpaminanin’i Baala rehetra sy ny mpanompony rehetra, ary ny mpisorony rehetra: aza misy tsy tonga na dia iray aza, fa hanatitra sorona lehibe amin’i Baala aho, ka tsy hovelomina izay tsy tonga na iza na iza.» Kanjo hafetsena no nanaovan’i Jehò izany, handringanana ny mpanompon’i Baala. Hoy i Jehò: