Genesisy 25:29 - Baiboly Katolika29 Nahandro hanina indrindra i Jakôba no tonga avy any an-tsaha i Esao, efa trotraky ny harerahana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Indray andro, raha nahandro sakafo i Jakoba, dia tonga avy tany an-tsaha i Esao ka reraka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Teo am-pandrahoana sakafo indrindra i Jakôba indray andro, no tonga avy any an-tsaha i Hesao sady reraka mafy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Teo am-pandrahoana sakafo indrindra i Jakôba indray andro, no tonga avy any an-tsaha i Hesao sady reraka mafy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary nahandro hanina Jakoba; ary sendra avy tany an-tsaha Esao ka reraka. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Ary nahandro hanina Jakoba; ary sendra avy tany an-tsaha Esao ka reraka. Jereo ny toko |