Genesisy 25:19 - Baiboly Katolika19 Izao no tantaran’i Isaaka zanak’i Abrahama: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ireto no taranak’Isaka, zanakalahin’i Abrahama: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Izao no tantaran’i Itsehàka: I Itsehàka dia zanakalahin’i Abrahama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Izao no tantaran’i Itsehàka: I Itsehàka dia zanakalahin’i Abrahama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 ARY izao no taranak’Isaka, zanakalahin’i Abrahama: Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary izao no taranak'Isaka, zanakalahin'i Abrahama: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ireto no taranak’Isaka, zanakalahin’i Abrahama: Jereo ny toko |