Genesisy 25:20 - Baiboly Katolika20 i Abrahama niteraka an’i Isaaka. Ary efa efapolo taona i Isaaka vao nampakatra an-dRebekà, zanak’i Batoela Arameanina any Padan-Arama, sy anabavin’i Labàna Arameanina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 I Abrahama dia niteraka an’Isaka. Efapolo taona Isaka raha nampakatra an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela arameana, avy tany Padana-Arama, sady anabavin’i Labana arameana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 Rehefa feno efapolo taona izy dia nanambady an’i Rebekà, anabavin’i Labàna sady zanakavavin’i Betoela izay Aramianina tao Padàna-Arama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Rehefa feno efapolo taona izy dia nanambady an’i Rebekà, anabavin’i Labàna sady zanakavavin’i Betoela izay Aramianina tao Padàna-Arama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Abrahama niteraka an’Isaka; ary efa-polo taona Isaka, raha nampakatra an-dRebeka, zanakavavin’i Betoela Syriana, avy tany Mesopotamia, sady anabavin’i Labana Syriana. Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Abrahama niteraka an'Isaka; ary efa-polo taona Isaka, raha nampakatra an-dRebeka, zanakavavin'i Betoela Syriana, avy tany Mesopotamia, sady anabavin'i Labana Syriana. Jereo ny toko |