Genesisy 18:31 - Baiboly Katolika31 Hoy i Abrahama: «Indro efa sahy niteny tamin’ny Tompo aho, angamba roapolo izy no ho hita ao.» Ary hoy Izy: «Tsy handringana ny tanàna Aho raha roapolo izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Dia hoy ihany i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho: Angamba olona marina roapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny olona marina roapolo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Dia hoy ihany i Abrahama: –Miangavy re, Tompo ô, fa mbola sahy hiteny aminao ihany aho; angamba tsy hahitana afa-tsy roapolo ao. Fa novalian’ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho noho ny amin’ny olo-marina roapolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Dia hoy ihany i Abrahama: –Miangavy re, Tompo ô, fa mbola sahy hiteny aminao ihany aho; angamba tsy hahitana afa-tsy roapolo ao. Fa novalian’ny Tompo hoe: –Tsy handrava ny tanàna Aho noho ny amin’ny olo-marina roapolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary hoy izy: Indro, fa efa sahy niteny tamin’ny Tompo aho: Angamba roa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny roa-polo. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 ArY hoy izy: Indro, fa efa sahy niteny tamin'ny Tompo aho: Angamba roa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny roa-polo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Dia hoy ihany i Abrahama: Indro, sahy miteny amin’ny Tompo aho: Angamba olona marina roapolo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny olona marina roapolo. Jereo ny toko |