Genesisy 17:25 - Baiboly Katolika25 ary efa telo ambin’ny folo taona i Ismaely tamin’izy noforàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Telo amby folo taona Ismaela zanany fony izy noforana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 ary i Jismahela kosa dia efa 13 taona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 ary i Jismahela kosa dia efa 13 taona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary efa telo ambin’ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary efa telo ambin'ny folo taona Isimaela zanany, raha noforana izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Telo amby folo taona Ismaela zanany fony izy noforana. Jereo ny toko |