Genesisy 17:26 - Baiboly Katolika26 Noforàna androtr’izay avokoa i Abrahama sy i Ismaely zanany, ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, na ny ompikeliny na izay novidim-bola tamin’ny olona hafa firenena, dia samy niara-noforàna taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Tamin’iny andro iny ihany no namorana an’i Abrahama sy Ismaela zanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Andro iray ihany no namorana azy mianaka, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Andro iray ihany no namorana azy mianaka, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Androtrizay indrindra no namorana an’i Abrahama sy Isimaela zanany; Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Androtrizay indrindra no namorana an'i Abrahama sy Isimaela zanany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Tamin’iny andro iny ihany no namorana an’i Abrahama sy Ismaela zanany. Jereo ny toko |