Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:9 - Baiboly Katolika

9 tamin’ny taranak’i Jôaba, i Abediasa zanak’i Jehiela mbamin’ireo valo ambin’ny folo amby zato lahy izay niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 i Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo amby folo sy roanjato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 i Hôbadià, zanakalahin’i Jehiela, mbamin’ireo namany 218 lahy, samy avy amin’ny terak’i Jôaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 i Hôbadià, zanakalahin’i Jehiela, mbamin’ireo namany 218 lahy, samy avy amin’ny terak’i Jôaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo ambin’ny folo amby roan-jato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Obadia, zanak'i Jehiela, avy tamin'ny taranak'i Joaba, mbamin'ny namany valo ambin'ny folo amby roan-jato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 i Obadia, zanak’i Jehiela, avy tamin’ny taranak’i Joaba, mbamin’ny namany valo amby folo sy roanjato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:9
4 Rohy Ifampitohizana  

nisy 2.812 ny taranak’i Fahata-Moaba, avy amin’ny zanak’i Jôsoe sy i Jôaba;


tamin’ny taranak’i Bany i Selômita zanak’i Jôsefiasa, mbamin’ireo 160 lahy izay niaraka taminy;


tamin’ny taranak’i Satafiasa, i Zebediasa zanak’i Mikaela, mbamin’ireo valopolo lahy izay niaraka taminy;


nisy 2.818, ny taranak’i Fahata-Moaba, avy amin’ny taranak’i Jôsoe sy i Jôaba;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra