Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:8 - Baiboly Katolika

8 tamin’ny taranak’i Satafiasa, i Zebediasa zanak’i Mikaela, mbamin’ireo valopolo lahy izay niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 i Zebadia, zanak’i Mikaela, avy tamin’ny taranak’i Sefatia, mbamin’ny namany valopolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 i Zebadià, zanakalahin’i Mikaela, mbamin’ireo namany valopolo lahy samy avy amin’ny terak’i Sefatià;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 i Zebadià, zanakalahin’i Mikaela, mbamin’ireo namany valopolo lahy samy avy amin’ny terak’i Sefatià;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Zebadia, zanak’i Mikaela, avy tamin’ny taranak’i Sefatia, mbamin’ny namany valo-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Zebadia, zanak'i Mikaela, avy tamin'ny taranak'i Sefatia, mbamin'ny namany valo-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 i Zebadia, zanak’i Mikaela, avy tamin’ny taranak’i Sefatia, mbamin’ny namany valopolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:8
5 Rohy Ifampitohizana  

nisy 372 ny taranak’i Safatiasa;


tamin’ny taranak’i Alama, i Izaia zanak’i Ataliasa, mbamin’ireo 60 lahy izay niaraka taminy;


tamin’ny taranak’i Jôaba, i Abediasa zanak’i Jehiela mbamin’ireo valo ambin’ny folo amby zato lahy izay niaraka taminy;


Ny niorim-ponenana tao Jerosalema dia ny avy amin’ny taranak’i Jodà sy i Benjamina. Avy amin’ny taranak’i Jodà: i Ataiasa zanak’i Aziama zanak’i Zakaria zanak’i Amariasa zanak’i Safatiasa zanak’i Malaleela, avy amin’ny taranak’i Faresa;


nisy 372, ny taranak’i Safatiasa;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra