Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:7 - Baiboly Katolika

7 tamin’ny taranak’i Alama, i Izaia zanak’i Ataliasa, mbamin’ireo 60 lahy izay niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 i Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fitopolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 i Jesahià, zanakalahin’i Hatalià, mbamin’ireo namany fitopolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Helama;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 i Jesahià, zanakalahin’i Hatalià, mbamin’ireo namany fitopolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Helama;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fito-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Jesaia, zanak'i Atalia, avy tamin'ny taranak'i Elama, mbamin'ny namany fito-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 i Jesaia, zanak’i Atalia, avy tamin’ny taranak’i Elama, mbamin’ny namany fitopolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:7
7 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay dia niteny i Skeniasa zanak’i Jehiela, amin’ny taranak’i Elama, ka nanao tamin’i Esdrasa hoe: «Nanota tamin’Andriamanitra tokoa izahay, fa namponina eto aminay vehivavy hafa firenena avy amin’ny olona monina amin’ny tany. Ary ankehitriny dia mbola misy fanantenana ho an’i Israely ny amin’izany.


nisy 1.254 ny taranak’ilay Elama anankiray;


nisy 1.254 ny taranak’i Elama;


tamin’ny taranak’i Adàna, i Abeda zanak’i Jonatàna, mbamin’ireo 50 lahy izay niaraka taminy;


tamin’ny taranak’i Satafiasa, i Zebediasa zanak’i Mikaela, mbamin’ireo valopolo lahy izay niaraka taminy;


nisy 1.254, ny taranak’i Elama;


nisy 1.254 ny taranak’i Elama anankiray;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra