Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ezra 8:6 - Baiboly Katolika

6 tamin’ny taranak’i Adàna, i Abeda zanak’i Jonatàna, mbamin’ireo 50 lahy izay niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 i Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimampolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 i Hebeda, zanakalahin’i Jônatàna, mbamin’ireo namany dimampolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Hadîna;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 i Hebeda, zanakalahin’i Jônatàna, mbamin’ireo namany dimampolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Hadîna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimam-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ebeda, zanak'i Jonatana, avy tamin'ny taranak'i Adina, mbamin'ny namany dimam-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 i Ebeda, zanak’i Jonatana, avy tamin’ny taranak’i Adina, mbamin’ny namany dimampolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:6
5 Rohy Ifampitohizana  

nisy 454 ny taranak’i Adìna;


tamin’ny taranak’i Sekeniasa, taranak’i Ezekiela, mbamin’ireo 300 lahy izay niaraka taminy;


tamin’ny taranak’i Alama, i Izaia zanak’i Ataliasa, mbamin’ireo 60 lahy izay niaraka taminy;


Bonỳ, Azgada, Bebay,


nisy 655 ny taranak’i Adìna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra