Ezra 8:10 - Baiboly Katolika10 tamin’ny taranak’i Bany i Selômita zanak’i Jôsefiasa, mbamin’ireo 160 lahy izay niaraka taminy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 ny zanak’i Josifia, avy tamin’ny taranak’i Selomita, mbamin’ny namany enimpolo amby zato lahy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 i Selômita, zanakalahin’i Jôsifià, mbamin’ireo namany 160 lahy, samy avy amin’ny terak’i Banỳ; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 i Selômita, zanakalahin’i Jôsifià, mbamin’ireo namany 160 lahy, samy avy amin’ny terak’i Banỳ; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 ny zanak’i Josifia, avy tamin’ny taranak’i Selomita, mbamin’ny namany enim-polo amby zato lahy; Jereo ny tokoMalagasy Bible10 ny zanak'i Josifia, avy tamin'ny taranak'i Selomita, mbamin'ny namany enim-polo amby zato lahy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 ny zanak’i Josifia, avy tamin’ny taranak’i Selomita, mbamin’ny namany enimpolo amby zato lahy; Jereo ny toko |