Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 8:10 - DIEM PROTESTANTA

10 i Selômita, zanakalahin’i Jôsifià, mbamin’ireo namany 160 lahy, samy avy amin’ny terak’i Banỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 ny zanak’i Josifia, avy tamin’ny taranak’i Selomita, mbamin’ny namany enimpolo amby zato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 i Selômita, zanakalahin’i Jôsifià, mbamin’ireo namany 160 lahy, samy avy amin’ny terak’i Banỳ;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 tamin’ny taranak’i Bany i Selômita zanak’i Jôsefiasa, mbamin’ireo 160 lahy izay niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ny zanak’i Josifia, avy tamin’ny taranak’i Selomita, mbamin’ny namany enim-polo amby zato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ny zanak'i Josifia, avy tamin'ny taranak'i Selomita, mbamin'ny namany enim-polo amby zato lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:10
2 Rohy Ifampitohizana  

i Zakarià, zanakalahin’i Bebay, mbamin’ireo namany 28 lahy, samy avy amin’ny terak’i Bebay;


i Hôbadià, zanakalahin’i Jehiela, mbamin’ireo namany 218 lahy, samy avy amin’ny terak’i Jôaba;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra