Ezra 6:11 - Baiboly Katolika11 Izao koa no didy omeko: Raha misy manova izao teny izao, dia hotsoahana ny sakamandimby iray amin’ny tranony, ka dia hahantona sy haompana eo izy, ary ny tranony koa hatao antontam-piringa, noho izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Mamoaka didy aho fa na iza na iza no mandika izao teny izao dia hangalana hazo avy amin’ny tranony ary hatsangana izany dia hahantona eo ny tenany; ary aoka hatao fako ny tranony noho izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Mamoaka didy koa aho fa na iza na iza mandika izao teny izao, dia aoka hangalana hazo anankiray avy amin’ny tranony ary hatsatoka izany ka hahantona eo ny tenany; fa ny tranony kosa dia aoka hatao fanariam-piringa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Mamoaka didy koa aho fa na iza na iza mandika izao teny izao, dia aoka hangalana hazo anankiray avy amin’ny tranony ary hatsatoka izany ka hahantona eo ny tenany; fa ny tranony kosa dia aoka hatao fanariam-piringa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary izaho manao didy fa na iza na iza no mandika izao teny izao, dia aoka hangalana hazo avy amin’ny tranony, ary haorina, dia hahantona eo ny tenany; ary aoka hatao firinga ny tranony noho izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary izaho manao didy fa na iza na iza no mandika izao teny izao, dia aoka hangalana hazo avy amin'ny tranony, ary haorina, dia hahantona eo ny tenany; ary aoka hatao firinga ny tranony noho izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Mamoaka didy aho fa na iza na iza no mandika izao teny izao dia hangalana hazo avy amin’ny tranony ary hatsangana izany dia hahantona eo ny tenany; ary aoka hatao fako ny tranony noho izany. Jereo ny toko |