Ezra 10:8 - Baiboly Katolika8 sady nanapa-kevitra ny lehibe sy ny loholona, fa na zovy na zovy tsy tonga ao anatin’ny hateloana, dia horobaina ny fananany ary hoesorina amin’ny fiangonan’ny zanaky ny fahababoana ny tenany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 ary na iza na iza no tsy tonga ao anatin’ny hateloana araka ny tenin’ny mpanapaka sy ny loholona dia hatao ho zavatra voaozona ny fananany rehetra ary hesorina amin’ny fiangonan’ny olona izay efa niverina avy tamin’ny fahababoana izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 ary na iza na iza tsy tonga anatin’ny telo andro, araka ny tenin’ireo lehibe sy loholona, dia horobaina ny fananany rehetra ary hesorina tsy ho anisan’ny fiangonana israelita izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 ary na iza na iza tsy tonga anatin’ny telo andro, araka ny tenin’ireo lehibe sy loholona, dia horobaina ny fananany rehetra ary hesorina tsy ho anisan’ny fiangonana israelita izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 ary na iza na iza no tsy tonga amin’ny hateloana araka ny tenin’ny mpanapaka sy ny loholona, dia horobaina ny fananany rehetra, ary hesorina amin’ny fiangonan’ny olona izay efa niverina avy tamin’ny fahababoana izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 ary na iza na iza no tsy tonga amin'ny hateloana araka ny tenin'ny mpanapaka sy ny loholona, dia horobaina ny fananany rehetra, ary hesorina amin'ny fiangonan'ny olona izay efa niverina avy tamin'ny fahababoana izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 ary na iza na iza no tsy tonga ao anatin’ny hateloana araka ny tenin’ny mpanapaka sy ny loholona dia hatao ho zavatra voaozona ny fananany rehetra ary hesorina amin’ny fiangonan’ny olona izay efa niverina avy tamin’ny fahababoana izy. Jereo ny toko |
Naka omby roa izy, norasarasainy ho madinika, dia nampitondrainy iraka ho any amin’ny faritanin’i Israely rehetra nataony hoe: «Na zovy na zovy tsy handeha manaraka an’i Saola sy i Samoela dia hatao tahaka ireny ny ombiny.» Azon’ny tahotra an’i Iaveh ny vahoaka, ka indray niainga toy ny olona iray ihany izy rehetra.