Ezra 1:4 - Baiboly Katolika4 Aoka ny olona rehetra sisan’i Jodà ao amin’ny fonenana itoerany, na iza na iza, dia hoampian’ny olona ao amin’io fonenana io, amin’ny volafotsy, volamena, fanaka, biby fiompy, mbamin’ny fanomezana an-tsitrapo hanaovana ny tranon’Andriamanitra any Jerosalema.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary izay rehetra mijanona, na aiza na aiza toerana misy azy, dia aoka ny tompon-tany ao amin’izay ivahiniany hanome azy volafotsy, volamena, fanaka ary biby fiompy mbamin’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’ny tranon’Andriamanitra izay any Jerosalema. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Na aiza na aiza onenan’ireo sisa tavela amin’izany vahoaka izany dia aoka ny tompontany hanome azy volafotsy sy volamena ary koa fananana hafa sy biby fiompy mbamin’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’ilay tranon’Andriamanitra any Jerosalema.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Na aiza na aiza onenan’ireo sisa tavela amin’izany vahoaka izany dia aoka ny tompontany hanome azy volafotsy sy volamena ary koa fananana hafa sy biby fiompy mbamin’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’ilay tranon’Andriamanitra any Jerosalema.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary na iza na iza sisa tratra, dia aoka ny tompon-tany ao amin’izay ivahiniany hanome azy volafotsy sy volamena sy fanaka ary biby fiompy mbamin’ny fanati-tsitrapo ho an’ny tranon’Andriamanitra, izay any Jerosalema. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary na iza na iza sisa tratra, dia aoka ny tompon-tany ao amin'izay ivahiniany hanome azy volafotsy sy volamena sy fanaka ary biby fiompy mbamin'ny fanati-tsitrapo ho an'ny tranon'Andriamanitra, izay any Jerosalema. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary izay rehetra mijanona, na aiza na aiza toerana misy azy, dia aoka ny tompon-tany ao amin’izay ivahiniany hanome azy volafotsy, volamena, fanaka ary biby fiompy mbamin’ny fanatitra an-tsitrapo ho an’ny tranon’Andriamanitra izay any Jerosalema. Jereo ny toko |