Eksodosy 40:38 - Baiboly Katolika38 Fa ny rahon’i Iaveh dia nijanona teo ambonin’ny Fonenana, raha antoandro ny andro, ary amin’ny alina dia nisy afo, hitan’ny taranak’i Israely rehetra, teo amin’ny rahona, mandritra ny andro rehetra nandehanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201138 Fa ny rahon’NY TOMPO dia teo ambonin’ny tabernakely nony andro ary nisy afo teo aminy nony alina, teo imason’ny taranak’Israely rehetra, tamin’ny toerana rehetra nalehany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA38 Nandritra ny dia rehetra nataon’ny Israelita, dia nandrakotra ny fonena-masina ilay rahona nony antoandro ary nisy afo mazava teo aminy nony alina; izany no nanehoan’ny TOMPO fa teo anatrehan’ny Israelita rehetra hatrany Izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 Nandritra ny dia rehetra nataon’ny Israelita, dia nandrakotra ny fonena-masina ilay rahona nony antoandro ary nisy afo mazava teo aminy nony alina; izany no nanehoan’ny TOMPO fa teo anatrehan’ny Israelita rehetra hatrany Izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy38 Fa ny rahon’i Jehovah dia teo ambonin’ny tabernakely nony andro, ary nisy afo teo aminy nony alina, teo imason’ny taranak’Isiraely rehetra, tamin’ny nandehanany rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible38 Fa ny rahon'i Jehovah dia teo ambonin'ny tabernakely nony andro, ary nisy afo teo aminy nony alina, teo imason'ny taranak'Isiraely rehetra, tamin'ny nandehanany rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache38 Fa ny rahon’NY TOMPO dia teo ambonin’ny tabernakely nony andro ary nisy afo teo aminy nony alina, teo imason’ny taranak’Israely rehetra, tamin’ny toerana rehetra nalehany. Jereo ny toko |