Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:38 - Baiboly Katolika

38 ny ôtely volamena, ny diloilo fanosorana, ny zava-manitra fanembohana, mbamin’ny varavarana lamba fidirana amin’ny trano lay,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

38 ny alitara volamena, ny diloilo fanosorana, ny ditin-kazo mani-pofona, ny varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tranolay,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

38 –ny alitara volamena, ny ilomasina fanokanana, ny vovo-javamanitra hodorana; –ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 –ny alitara volamena, ny ilomasina fanokanana, ny vovo-javamanitra hodorana; –ny varavarana lamba eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

38 ary ny alitara volamena sy ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona ary ny varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny trano-lay,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

38 ary ny alitara volamena sy ny diloilo fanosorana sy ny ditin-kazo mani-pofona ary ny varavarana lamba ho eo amin'ny varavaran'ny trano-lay,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

38 ny alitara volamena, ny diloilo fanosorana, ny ditin-kazo mani-pofona, ny varavarana lamba ho eo amin’ny varavaran’ny tranolay,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:38
11 Rohy Ifampitohizana  

Ny trano hataoko dia tsy maintsy ho lehibe, satria lehibe noho ny andriamanitra rehetra ny Andriamanitray.


solika hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana sy amin’ny zava-manitra fanembohana;


«Hanao ôtely fandorana emboka ianao, hataonao amin’ny hazo akasià;


Hoy koa i Iaveh tamin’i Môizy:


Hopetahanao takela-bolamena madio ny tampony, ny lafiny manodidina, ny tandrony, ary hasianao koronosy volamena manodidina izy.


Eo no handoroan’i Aarôna ny emboka; isa-maraina no handoroany azy, rehefa mamboatra ny lalampy izy;


ny zava-manitra fandoro eo amin’ny fitoerana masina. Hotanterahiny avokoa izay rehetra nandidiako anao.»


diloilo hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana, sy ny zava-manitra fanembohana,


Dia nanao ny diloilo fanosorana masina izy, sy ny zava-manitra fanembohana, vita araka ny fahaizana momba ny fanaovan-java-manitra.


ny fanaovan-jiro volamena madio mbamin’ny lalampiny, dia ny lalampy halahatra eo aminy, ary ny fanaka rehetra momba azy, sy ny diloilo hatao amin’ny jiro,


ny ôtely varahina, ny karakarany varahina, ny baony ary ny fanaka rehetra momba azy, ny tavy amam-paladiany, ny fefy lamban’ny kianja mbamin’ny andriny amam-paladiany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra