Eksodosy 39:27 - Baiboly Katolika27 Akanjo anatiny rongony, asan-tanan’ny mpanenona, no natao ho an’i Aarôna sy ireo zanany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Lamba rongony fotsy madinika no nanaovany ny akanjo lava, asan’ny mpanenona, ho an’i Arona sy ny zanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Nanenomana akanjo ivelany tamin’ny kiran-drongony koa i Aharôna sy ireo zanany lahy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Nanenomana akanjo ivelany tamin’ny kiran-drongony koa i Aharôna sy ireo zanany lahy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary ny akanjo lava nataony rongony fotsy madinika, asan’ny mpanenona, ho an’i Arona sy ny zanany. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary ny akanjo lava nataony rongony fotsy madinika, asan'ny mpanenona, ho an'i Arona sy ny zanany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Lamba rongony fotsy madinika no nanaovany ny akanjo lava, asan’ny mpanenona, ho an’i Arona sy ny zanany. Jereo ny toko |