Eksodosy 38:17 - Baiboly Katolika17 varahina ny faladian’ny andry, volafotsy ny faraingo amin’ny andry sy anjaka itohizany, ary voapetaka takela-bolafotsy ny koronosy amin’ny lohany. Voakambana amin’ny anja-bolafotsy avokoa ny andry amin’ny kianja. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary ny faladian’ny andriny dia nataony varahina; ny fihantonana amin’ny andriny sy ny farango hitohizany dia nataony volafotsy; ary ny lohany dia nopetahany takelaka volafotsy; samy nisy farango volafotsy hitohizany avokoa ny andriny rehetra tamin’ny kianja. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Ny faladian’ny andry dia halimo, ny farango sy ny anjany dia volafotsy, ny lohan’ny andry dia norakofana takela-bolafotsy; ary ny andry rehetra dia natohin’ny anjaka volafotsy avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ny faladian’ny andry dia halimo, ny farango sy ny anjany dia volafotsy, ny lohan’ny andry dia norakofana takela-bolafotsy; ary ny andry rehetra dia natohin’ny anjaka volafotsy avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary ny faladian’ny tsangantsangany dia nataony varahina; ary ny fihantonana amin’ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany nataony volafotsy; ary ny lohany dia nopetahany takela-bolafotsy; ary ny tsangantsangany rehetra tamin’ny kianja dia samy nisy anjaka volafotsy hitohizany avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary ny faladian'ny tsangantsangany dia nataony varahina; ary ny fihantonana amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany nataony volafotsy; ary ny lohany dia nopetahany takela-bolafotsy; ary ny tsangantsangany rehetra tamin'ny kianja dia samy nisy anjaka volafotsy hitohizany avokoa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Ary ny faladian’ny andriny dia nataony varahina; ny fihantonana amin’ny andriny sy ny farango hitohizany dia nataony volafotsy; ary ny lohany dia nopetahany takelaka volafotsy; samy nisy farango volafotsy hitohizany avokoa ny andriny rehetra tamin’ny kianja. Jereo ny toko |