Eksodosy 37:12 - Baiboly Katolika12 Nasiany sisiny iray vody voampelatanana manodidina azy, ary io sisiny io nanaovany tanjo-miolaka volamena manodidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Nasiana fehivavany mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady nasiana sisiny volamena teo ambonin’io fehivava io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nasiana fehivavany mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady nasiana sisiny volamena teo ambonin’io fehivava io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatànana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatanana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina. Jereo ny toko |