Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 37:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Nasiana fehivavany mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady nasiana sisiny volamena teo ambonin’io fehivava io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Nasiana fehivavany mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady nasiana sisiny volamena teo ambonin’io fehivava io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Nasiany sisiny iray vody voampelatanana manodidina azy, ary io sisiny io nanaovany tanjo-miolaka volamena manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatànana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary nasiany sisiny vodivoam-pelatanana manodidina azy, ary nasiany koronosy volamena ny sisiny manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Nasiany sisiny felatanana iray manodidina azy ary nasiany sisiny volamena ny manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 37:12
3 Rohy Ifampitohizana  

Hanaovana fehivava mivelatra valo santimetatra manodidina azy sady hasiana sisiny volamena eo ambonin’io fehivava io.


Norakofana takela-bolamena madio izany, sady nasiana sisiny volamena manodidina.


Nisy haba volamena efatra koa notefena, dia napetaka teo amin’ny zorony efatra, nifanila tamin’ny tongony efatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra