Eksodosy 37:13 - Baiboly Katolika13 Nandrendrika masom-bolamena efatra izy ary nataony tamin’ny zorony efatra ny masom-bolamena, dia amin’ny tongony efatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao aminy izy ka nataony teo amin’ny zorony efatra eo amin’ny tongony efatra: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Nisy haba volamena efatra koa notefena, dia napetaka teo amin’ny zorony efatra, nifanila tamin’ny tongony efatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nisy haba volamena efatra koa notefena, dia napetaka teo amin’ny zorony efatra, nifanila tamin’ny tongony efatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary nandrendrika vava volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin’ny zorony efatra, izay eo amin’ny tongony efatra, ireo: Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary nandrendrika vava volamena efatra hatao aminy izy, ka nataony teo amin'ny zorony efatra, izay eo amin'ny tongony efatra, ireo: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao aminy izy ka nataony teo amin’ny zorony efatra eo amin’ny tongony efatra: Jereo ny toko |