Eksodosy 32:18 - Baiboly Katolika18 Fa hoy ny navalin’i Môizy: «Tsy mba feo fihobian’ny mpandresy na feo fibabababan’ny resy izany fa feon’olona mihira no reko.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian’ny mahery na feo fitomanian’ny resy fa feon’ny mihira no reko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Fa namaly azy i Mosesy hoe: –Tsia, tsy horakora-pandresena, na kiakiakam-paharesena no reko, fa hiram-pety. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Fa namaly azy i Mosesy hoe: –Tsia, tsy horakora-pandresena, na kiakiakam-paharesena no reko, fa hiram-pety. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian’ny mahery na feo fitomanian’ny resy no reko, fa feon’ny mihira. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian'ny mahery na feo fitomanian'ny resy no reko, fa feon'ny mihira. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Fa hoy kosa izy: Tsy feo fihobian’ny mahery na feo fitomanian’ny resy fa feon’ny mihira no reko. Jereo ny toko |