Eksodosy 31:7 - Baiboly Katolika7 dia ny trano lay fihaonana, ny fiaran’ny vavolombelona, ny fanaovam-panavotana eo amboniny, ny fanaka rehetra amin’ny trano lay; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 dia ny tranolay fihaonana sy ny vata hasiana ny Vavolombelona ary ny rakotra fanaovam-panavotana eo amboniny, ny fanaka rehetra momba ny tranolay, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 dia ny Tranolay fihaonana, ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, ny saron’ny Vatamasina, ny fitaovana rehetra momba ny tranolay masina, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 dia ny Tranolay fihaonana, ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, ny saron’ny Vatamasina, ny fitaovana rehetra momba ny tranolay masina, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 dia ny trano-lay fihaonana sy ny fiara hasiana ny Vavolombelona sy ny rakotra fanaovam-panavotana, izay eo amboniny, sy ny fanaka rehetra momba ny trano-lay, Jereo ny tokoMalagasy Bible7 dia ny trano-lay fihaonana sy ny fiara hasiana ny Vavolombelona sy ny rakotra fanaovam-panavotana, izay eo amboniny, sy ny fanaka rehetra momba ny trano-lay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 dia ny tranolay fihaonana* sy ny vata hasiana ny Vavolombelona ary ny rakotra fanaovam-panavotana eo amboniny, ny fanaka rehetra momba ny tranolay, Jereo ny toko |