Eksodosy 31:8 - Baiboly Katolika8 ny latabatra sy ny fanaka momba azy, ny fanaovan-jiro volamena madio sy ny fanaka rehetra momba azy, ny ôtely fandoroan-java-manitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 ny latabatra mbamin’ny fanaka momba azy, ny fitoeran-jiro volamena tsy misy fangarony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 ny latabatra voatokana, ny fitoeran-jiro volamena madio sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny alitara fandoroana vovo-javamanitra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 ny latabatra voatokana, ny fitoeran-jiro volamena madio sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, ny alitara fandoroana vovo-javamanitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 sy ny latabatra mbamin’ny fanaka momba azy, sy ny fanaovan-jiro tsara mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, sy ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra Jereo ny tokoMalagasy Bible8 sy ny latabatra mbamin'ny fanaka momba azy, sy ny fanaovan-jiro tsara mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, sy ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 ny latabatra mbamin’ny fanaka momba azy, ny fitoeran-jiro volamena tsy misy fangarony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra, Jereo ny toko |