Eksodosy 29:43 - Baiboly Katolika43 Fa hihaona amin’ny zanak’i Israely eo Aho, ka ho voahasin’ny voninahitro izany fitoerana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201143 Ary hihaona amin’ny Zanak’Israely ao Aho ka hohamasinin’ny voninahitro izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA43 «Eo amin’io toerana io no hihaonako amin’ny Israelita, ka ny voninahitro hanome hasina izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 «Eo amin’io toerana io no hihaonako amin’ny Israelita, ka ny voninahitro hanome hasina izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy43 Ary hihaona amin’ny Zanak’Isiraely ao Aho, ka hohamasinin’ny voninahitro izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible43 Ary hihaona amin'ny Zanak'Isiraely ao Aho, ka hohamasinin'ny voninahitro izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache43 Ary hihaona amin’ny Zanak’Israely ao Aho ka hohamasinin’ny voninahitro izy. Jereo ny toko |
nony niray feo hankalaza sy hidera an’i Iaveh ireo nitsoka ny trômpetra sy ireo nihira, ka nampaneno ny feon’ny trômpetra aman-kipantsona mbamin’ny zava-maneno ka nankalaza an’i Iaveh amin’ny teny hoe: «Fa tsara Izy, fa maharitra mandrakizay ny famindram-pony», tamin’izay dia tonga feno rahona anankiray ny trano, dia ny tranon’i Iaveh.