Eksodosy 29:43 - DIEM PROTESTANTA43 «Eo amin’io toerana io no hihaonako amin’ny Israelita, ka ny voninahitro hanome hasina izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201143 Ary hihaona amin’ny Zanak’Israely ao Aho ka hohamasinin’ny voninahitro izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara43 «Eo amin’io toerana io no hihaonako amin’ny Israelita, ka ny voninahitro hanome hasina izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika43 Fa hihaona amin’ny zanak’i Israely eo Aho, ka ho voahasin’ny voninahitro izany fitoerana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy43 Ary hihaona amin’ny Zanak’Isiraely ao Aho, ka hohamasinin’ny voninahitro izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible43 Ary hihaona amin'ny Zanak'Isiraely ao Aho, ka hohamasinin'ny voninahitro izy. Jereo ny toko |
Niombona toy ny feo tokana no fandrenesana ny mpitsoka trompetra sy ny mpihira, fony izy nidera sy nisaotra ny TOMPO. Ary rehefa nanandratra ny feony izy sady nampaneno ny trompetra sy ny kipantsona mbamin’ny zava-maneno isan-karazany, ka nihira hoe: «Miderà ny TOMPO fa tsara Izy; eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany», dia feno rahona ny tranon’ny TOMPO;