Eksodosy 29:11 - Baiboly Katolika11 Hovonoinao eo anatrehan’i Iaveh ny ombalahy eo amin’ny fidirana ho ao an-trano lay fihaonana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 dia vonoy eo anatrehan’NY TOMPO ny vantotra ombilahy, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Hovonoina ho faty eo anatrehako Izaho TOMPO izany, eo akaikin’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Hovonoina ho faty eo anatrehako Izaho TOMPO izany, eo akaikin’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 dia vonoy eo anatrehan’i Jehovah ny vantotr’ombilahy, eo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana; Jereo ny tokoMalagasy Bible11 dia vonoy eo anatrehan'i Jehovah ny vantotr'ombilahy, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 dia vonoy eo anatrehan’NY TOMPO ny vantotra ombilahy, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana; Jereo ny toko |