Eksodosy 25:18 - Baiboly Katolika18 Ary hanao kerobima volamena roa ianao hataonao an-tefiny, dia iray avy no ho eo an-daniny roa amin’ny fanaovam-panavotana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Manaova koa kerobima volamena roa; vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana, eo amin’ny sakany roa, no hanaovanao azy roa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Hanefena kerobima roa volamena amin’ny sakany roa eo ambony saron’ny Vatamasina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Hanefena kerobima roa volamena amin’ny sakany roa eo ambony saron’ny Vatamasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary manaova kerobima volamena roa; voasana no hanaovanao azy roa ho eo amin’ny sakany roa amin’ny rakotra fanaovam-panavotana’ Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary manaova kerobima volamena roa; voasana no hanaovanao azy roa ho eo amin'ny sakany roa amin'ny rakotra fanaovam-panavotana Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Manaova koa kerobima* volamena roa; vongana iray amin’ny rakotra fanaovam-panavotana, eo amin’ny sakany roa, no hanaovanao azy roa. Jereo ny toko |