Eksodosy 25:17 - Baiboly Katolika17 Hanao fanaovam-panavotana amin’ny volamena madio ianao, roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Avy eo dia manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsy miharo: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 «Hanaovana sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia hirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 «Hanaovana sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia hirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsara: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary manaova rakotra fanaovam-panavotana amin'ny volamena tsara: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Avy eo dia manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsy miharo: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany. Jereo ny toko |