Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 25:17 - DIEM PROTESTANTA

17 «Hanaovana sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia hirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Avy eo dia manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsy miharo: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 «Hanaovana sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia hirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Hanao fanaovam-panavotana amin’ny volamena madio ianao, roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsara: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary manaova rakotra fanaovam-panavotana amin'ny volamena tsara: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Avy eo dia manaova rakotra fanaovam-panavotana amin’ny volamena tsy miharo: Roa hakiho sy sasany ny lavany ary iray hakiho sy sasany ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 25:17
12 Rohy Ifampitohizana  

Dia nomen’i Davida an’i Salômôna zanany ny sarin’ny Toeramasina sy ny trano fanampiny –efitrano firaketana, efitrano ambony, efitrano anatiny –ary ny trano hisy ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny Tompo.


Hanefena kerobima roa volamena amin’ny sakany roa eo ambony saron’ny Vatamasina.


Avy eo, dia hapetraka eo ambonin’ny Vatamasina ilay sarony, ao amin’ny Toeramasina indrindra.


ny Vatamasina sy ny baony ary ny sarony; ny efitra lamba,


Nanaovany sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia nirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany.


Nalain’i Mosesy ny vatofisaka misy ny didy folo ka napetrany tao amin’ny Vatamasina; dia natsofoka ny baon’ny Vatamasina sady narakotra azy ny sarony.


Napetrako teo anilanao ny kerobima iray mpiaro goavana be; dia niaina teo amin’ilay tendrombohitra voatokana ho an’Andriamanitra ianao ary nandehandeha teo anivon’ny vato manjelanjelatra.


Fa notendren’Andriamanitra ho sorom-panonerana ho an’ireo manam-pinoana i Kristy Jesoa Izay nahafoy ny rany: izany no maneho ny fomba aneken’Andriamanitra ny olombelona ho marina! Ireo heloka vitan’ny olombelona fahiny dia noleferin’Andriamanitra


Koa aoka isika hatoky hanatona ny sezafiandrianan’Andriamanitra, izay toeram-pahasoavana; eo no hahazoantsika famindrampo ary koa hahitantsika fahasoavana, ka hanampian’Andriamanitra antsika amin’ny fotoana ilantsika izany.


Teo ambonin’io vata io dia nisy sarina kerobima mamirapiratra izay nanaloka ny toerana fanaovana sorom-panonerana. Tsy ary voalaza amin’ny antsipiriany etoana ny zavatra rehetra!


Izy no sorom-panonerana amelana ny fahotantsika; ary tsy ny antsika ihany, fa ny an’izao tontolo izao koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra