Eksodosy 21:31 - Baiboly Katolika31 Raha zazalahy na zazavavy no totoin’ny omby, dia io lalàna io ihany koa no hampiasaina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Raha manoto ka mahafaty ankizilahy na ankizivavy ny ombilahy, dia mitovy amin’ny teo ihany no fepetra ampiharina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Raha manoto ka mahafaty ankizilahy na ankizivavy ny ombilahy, dia mitovy amin’ny teo ihany no fepetra ampiharina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy. Jereo ny toko |