Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Raha manoto ka mahafaty ankizilahy na ankizivavy ny ombilahy, dia mitovy amin’ny teo ihany no fepetra ampiharina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Raha manoto ka mahafaty ankizilahy na ankizivavy ny ombilahy, dia mitovy amin’ny teo ihany no fepetra ampiharina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Raha zazalahy na zazavavy no totoin’ny omby, dia io lalàna io ihany koa no hampiasaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby, dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Raha manoto zazalahy na zazavavy ny omby dia araka izany lalàna izany koa no hanaovana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:31
4 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy ombilahy manoto ka mahafaty lehilahy iray na vehivavy iray, dia hotoraham-bato ho faty izy ary tsy azo hanina ny henany; fa ny tompon’ilay ombilahy kosa dia ho afa-tsiny.


Raha sazîna handoa vidin’aina izy, dia tsy maintsy handoa izay vola rehetra ho fanavotana ny ainy.


Raha manoto ka mahafaty mpanompolahy na mpanompovavy kosa ny ombilahy, dia handoa onitra volafotsy telopolo amin’ny tompon’ny mpanompo ilay tompon’omby, ary ny ombilahy kosa dia hotoraham-bato ho faty.


Mihorohoro ny tany, rehefa mijadona Izy. Vao jereny ny firenena, dia mangovitra. Torotoro ireo tendrombohitra mandrakizay, mietry ireo havoana fahagola, dia ireo havoana fandalovany taloha.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra