Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:30 - Baiboly Katolika

30 Raha vidin’aina no asaina ataon’ny tompon’ny omby dia haloany izay didiana haloany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Raha sazina izy dia handoa vidin’aina araka izay sazy atao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

30 Raha sazîna handoa vidin’aina izy, dia tsy maintsy handoa izay vola rehetra ho fanavotana ny ainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Raha sazîna handoa vidin’aina izy, dia tsy maintsy handoa izay vola rehetra ho fanavotana ny ainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Raha sazina izy, dia handoa vidin’aina araka izay sazy atao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Raha sazina izy, dia handoa vidin'aina araka izay sazy atao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Raha sazina izy dia handoa vidin’aina araka izay sazy atao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:30
6 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy olona miady ary mandona vehivavy bevohoka, ka teraka azon’izany ravehivavy nefa tsy maninon-tsy maninona izy, dia izay onitra ilain’ny vadiny sy didian’ny mpitsara haloa ihany no ho sazin’ilay diso.


Raha omby efa nanoto hatramin’ny ela anefa sady efa nilazana izany ny tompony, nefa tsy mitandrina azy, dia hotoraham-bato ny omby, raha mahafaty lehilahy na vehivavy, ary atao maty koa ny tompony.


Raha zazalahy na zazavavy no totoin’ny omby, dia io lalàna io ihany koa no hampiasaina.


«Raha avy izay hanisanao ny zanak’i Israely mba hahitana ny isany, dia samy hanome avotra aina ho an’i Iaveh izy tsirairay avy rehefa hatao ny fanisana azy, mba tsy hisy loza manjò azy, amin’ny fanisana azy.


Ny harena dia avotra aina ho an’ny olona; ny malahelo kosa tsy mandre akory izay fandrahonana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra