Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 21:29 - Baiboly Katolika

29 Raha omby efa nanoto hatramin’ny ela anefa sady efa nilazana izany ny tompony, nefa tsy mitandrina azy, dia hotoraham-bato ny omby, raha mahafaty lehilahy na vehivavy, ary atao maty koa ny tompony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Fa raha omby efa zatra nanoto hatramin’ny teo aloha iny, sady efa nambara tamin’ny tompony izany, nefa izy no tsy niaro azy ka nahafaty lehilahy na vehivavy ny omby, dia hotoraham-bato ny omby ary ny tompony koa dia hovonoina.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

29 Kanefa, raha tàhiny efa zatra manoto ilay ombilahy ary efa nampandrenesina ny tompony fa tsy nanara-maso azy, ka nahafaty lehilahy iray na vehivavy iray, dia hotoraham-bato ho faty ilay ombilahy ary hovonoina ho faty koa ny tompony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Kanefa, raha tàhiny efa zatra manoto ilay ombilahy ary efa nampandrenesina ny tompony fa tsy nanara-maso azy, ka nahafaty lehilahy iray na vehivavy iray, dia hotoraham-bato ho faty ilay ombilahy ary hovonoina ho faty koa ny tompony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Fa raha omby efa zatra nanoto hatramin’ny teo aloha iny, sady efa nambara tamin’ny tompony izany, nefa izy no tsy niaro azy, koa nahafaty lehilahy na vehivavy ny omby, dia hotoraham-bato ny omby, ary ny tompony koa hovonoina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Fa raha omby efa zatra nanoto hatramin'ny teo aloha iny, sady efa nambara tamin'ny tompony izany, nefa izy no tsy niaro azy, koa nahafaty lehilahy na vehivavy ny omby, dia hotoraham-bato ny omby, ary ny tompony koa hovonoina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

29 Fa raha omby efa zatra nanoto hatramin’ny teo aloha iny, sady efa nambara tamin’ny tompony izany, nefa izy no tsy niaro azy ka nahafaty lehilahy na vehivavy ny omby, dia hotoraham-bato ny omby ary ny tompony koa dia hovonoina.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 21:29
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary ny ranareo dia hasaiko hampamoaka noho ny ainareo, hampamoahiko izany avokoa ny biby rehetra; ny tanan’olombelona izay mpirahalahy, no hampamoahiko ny ain’ny olombelona.


«Raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy, dia ny omby no hotoraham-bato sy tsy hohanin-kena, fa ny tompony ho afaka.


Raha vidin’aina no asaina ataon’ny tompon’ny omby dia haloany izay didiana haloany.


Raha fantatra anefa fa efa mpanoto hatramin’ny ela ilay omby fa tsy nitandrina azy ihany ny tompony, dia hanonitra izy, hoefainy omby ny omby, fa ny omby maty no ho azy.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra