Apokalipsy 8:10 - Baiboly Katolika10 Nitsoka ny trômpetra koa ny Anjely fahatelo, dia nisy kintana lehibe anankiray, mirehitra toy ny fanilo, nilatsaka avy any an-danitra, nianjera tamin’ny ampahatelon’ny ony, sy tamin’ny loharano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Nitsoka ny anjely fahatelo dia nisy kintana lehibe mirehitra toy ny fanilo nilatsaka avy tany an-danitra. Latsaka tamin’ny ampahatelon’ny ony sy tamin’ny loharano izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Nitsoka trompetra ilay anjely fahatelo, dia nisy kintana anankiray lehibe, mirehitra toy ny fanilo, nilatsaka avy tany an-danitra ary nianjera tamin’ny ampahatelon’ireo ony sy tamin’ireo loharano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Nitsoka trompetra ilay anjely fahatelo, dia nisy kintana anankiray lehibe, mirehitra toy ny fanilo, nilatsaka avy tany an-danitra ary nianjera tamin’ny ampahatelon’ireo ony sy tamin’ireo loharano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary ny anjely fahatelo nitsoka, dia nisy kintana lehibe mirehitra toy ny fanilo latsaka avy tany an-danitra; ary latsaka tamin’ny ampahatelon’ny ony sy tamin’ny loharano izany; Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary ny anjely fahatelo nitsoka, dia nisy kintana lehibe mirehitra toy ny fanilo latsaka avy tany an-danitra; ny latsaka tamin'ny ampahatelon'ny ony sy tamin'ny loharano izany; Jereo ny toko |
Nidina ny lehilahy telo arivo tamin’i Jodà nankany amin’ilay zohy amin’ny vatolampin’i Etama ka nanao tamin’i Samsôna hoe: «Tsy fantatrao va fa mpanapaka antsika ny Filistinina, ka ahoana no dia nanaovanao toy izao aminay?» Ary hoy ny navaliny azy ireo: «Toraky ny nataony tamiko ihany no nataoko taminy kosa.»