Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Apokalipsy 7:6 - Baiboly Katolika

6 12.000 avy amin’ny fokon’i Asera; 12.000 avy amin’ny fokon’i Neftalì; 12.000 avy amin’ny fokon’i Manase;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 tamin’ny fokon’i Asera, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Naftaly, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Manase, roa arivo sy iray alina;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 Avy tamin’ny fokon’i Asera: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Manase: 12 000.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Avy tamin’ny fokon’i Asera: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Naftalỳ: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Manase: 12 000.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Avy tamin’ny firenen’i Asera roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ny firenen’i Naftaly roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ny firenen’i Manase roa arivo amby iray alina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Avy tamin'ny firenen'i Asera roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Naftaly roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Manase roa arivo amby iray alina.

Jereo ny toko dika mitovy




Apokalipsy 7:6
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary nisy koa mpaminany vavy anankiray dia i Ana, zanak’i Fanoela fokon’i Asera; efa antitra dia antitra izy, dia fito taona no nanambadiany taorian’ny nahavirjiny azy,


dia 12.000 voaisy fitomboka avy amin’ny fokon’i Jodà; 12.000 avy amin’ny fokon’i Robena; 12.000 avy amin’ny fokon’i Gada;


12.000 avy amin’ny fokon’i Simeôna; 12.000 avy amin’ny fokon’i Levi; 12.000 avy amin’ny fokon’i Isakara;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra