Apokalipsy 7:5 - Baiboly Katolika5 dia 12.000 voaisy fitomboka avy amin’ny fokon’i Jodà; 12.000 avy amin’ny fokon’i Robena; 12.000 avy amin’ny fokon’i Gada; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Tamin’ny fokon’i Joda, roa arivo sy iray alina no voaisy tombo-kase; tamin’ny fokon’i Robena, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Gada, roa arivo sy iray alina; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Avy tamin’ny fokon’i Joda: 12 000 no voaisy tombokase. Avy amin’ny fokon’i Reobena: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Gada: 12 000. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Avy tamin’ny fokon’i Joda: 12 000 no voaisy tombokase. Avy amin’ny fokon’i Reobena: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Gada: 12 000. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Avy tamin’ny firenen’i Joda roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase. Avy tamin’ny firenen’i Robena roa arivo amby iray alina. Avy tamin’ny firenen’i Gada roa arivo amby iray alina. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Avy tamin'ny firenen'i Joda roa arivo amby iray alina no voaisy tombo-kase. Avy tamin'ny firenen'i Robena roa arivo amby iray alina. Avy tamin'ny firenen'i Gada roa arivo amby iray alina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Tamin’ny fokon’i Joda, roa arivo sy iray alina no voaisy tombo-kase; tamin’ny fokon’i Robena, roa arivo sy iray alina; tamin’ny fokon’i Gada, roa arivo sy iray alina; Jereo ny toko |