Apokalipsy 7:4 - Baiboly Katolika4 Ary reko ny isan’izay voaisy fitomboka tamin’ny fokon’i Israely rehetra, ka 144.000 izy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary nandre ny isan’izay voaisy tombo-kase aho: Efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy no voaisy tombo-kase tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely rehetra: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Ary reko ny isan’izay voaisy tombokase teo an-kandrina: ka 144 000 no voaisy tombokase, avy tamin’ny fitambaram-pokon’ireo israelita. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ary reko ny isan’izay voaisy tombokase teo an-kandrina: ka 144 000 no voaisy tombokase, avy tamin’ny fitambaram-pokon’ireo israelita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary nahare ny isan’izay voaisy tombo-kase aho: efatra arivo amby efatra alina amby iray hetsy no voaisy tombo-kase avy tamin’ny firenen’ny Zanak’Isiraely rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary nahare ny isan'izay voaisy tombo-kase aho: efatra arivo amby efatra alina amby iray hetsy no voaisy tombo-kase avy tamin'ny firenen'ny Zanak'isiraely rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary nandre ny isan’izay voaisy tombo-kase aho: Efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy no voaisy tombo-kase tamin’ny fokon’ny Zanak’Israely rehetra: Jereo ny toko |