Apokalipsy 16:4 - Baiboly Katolika4 Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny ony sy ny loharano koa ny Anjely fahatelo, dia tonga ra ny rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary ny fahatelo dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny ony sy ny loharano. Dia nody ra ireny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny ony sy ny loharano ny anjely fahatelo, ka tonga ra ny rano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny ony sy ny loharano ny anjely fahatelo, ka tonga ra ny rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary ny fahatelo nampidina ny tao an-doviany tamin’ny ony sy ny loharano; dia nody ra ireny. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary ny fahatelo nampidina ny tao an-doviany tamin'ny ony sy ny loharano; dia nody rà ireny. Jereo ny toko |