Apokalipsy 13:5 - Baiboly Katolika5 Ary nomena vava mitsaontsaona sy manevateva an’Andriamanitra izy, sady nomena fahefana hanaram-po roa amby efapolo volana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia nomena lela miteny zavatra mihoa-pampana sy fitenenan-dratsy izy ary nomena fahefana mba hiasa roa amby efapolo volana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Dia nomena vava midaondaona sy manevateva an’Andriamanitra ilay biby, sady nomena fahefana mba hiasa mandritra ny 42 volana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia nomena vava midaondaona sy manevateva an’Andriamanitra ilay biby, sady nomena fahefana mba hiasa mandritra ny 42 volana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Dia nomena lela miteny zavatra mihoa-pampana sy fitenenan-dratsy izy, ary nomena fahefana mba hiasa roa amby efa-polo volana. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Dia nomena lela miteny zavatra mihoapampana sy fitenenan-dratsy izy, ary nomena fahefana mba hiasa roa amby efa-polo volana. Jereo ny toko |