Apokalipsy 13:6 - Baiboly Katolika6 Dia nanokatra ny vavany izy, ka nanevateva an’Andriamanitra sy nanevateva ny Anarany mbamin’ny tranolainy, sy ireo monina any an-danitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia nanokatra ny vavany hiteny ratsy an’Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo monina any an-danitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Ary nanoka-bava izy hanevateva an’Andriamanitra, dia ny hanevateva ny anarany sy ny toerana fonenany mbamin’ireo mponina any an-danitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary nanoka-bava izy hanevateva an’Andriamanitra, dia ny hanevateva ny anarany sy ny toerana fonenany mbamin’ireo mponina any an-danitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an’Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo mitoetra any an-danitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an'Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo mitoetra any an-danitra. Jereo ny toko |
Ary reko ny voaary rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany ary any ambanin’ny tany, mbamin’izay any anaty ranomasina, sy ny zavatra rehetra ao anatin’ireo indray nilaza hoe: «Ho an’Ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana sy ho an’ny Zanak’ondry anie ny dera sy ny haja, ary ny voninahitra amam-pahefana mandrakizay mandrakizay!»