Apokalipsy 1:14 - Baiboly Katolika14 ny lohany sy ny volony dia fotsy toy ny volon’ondry fotsy, ary mangatsakatsaka toy ny oram-panala; ny masony tahaka ny lelafo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon’ondry fotsy, tahaka ny orampanala. Ny masony dia tahaka ny lelafo, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 ny lohany sy ny volondohany dia fotsy tahaka ny volonondry fotsy na tahaka ny orampanala; ny masony mivaivay tahaka ny lelafo; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 ny lohany sy ny volondohany dia fotsy tahaka ny volonondry fotsy na tahaka ny orampanala; ny masony mivaivay tahaka ny lelafo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon’ondry fotsy, dia tahaka ny orampanala, ary ny masony tahaka ny lelafo; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon'ondry fotsy, dia tahaka ny oram-panala, ary ny masony tahaka ny lelafo; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon’ondry fotsy, tahaka ny orampanala. Ny masony dia tahaka ny lelafo, Jereo ny toko |